IREO ZAVATRA TSY AZO TSINOTSINOAVIN'NY ZAZA SILAMO NY FAHAIZANA AZY

Tetik'asa mirakitra fomba fiasa tsotra sy mora amin'ny olana izay tsy azon'ny mpino silamo atao tsinontsinona. Mrakitra ny foto-pinoana, Fikh, tantaran'ny Mpaminany (S.A.W), fahalalam-pomba, fandikana ny Coran, hadith, fitondran-tena ary ireo tonom-bavaka, ary mety ho an'ny zaza, indrindra ho an'ny sokajin-taona rehetra sy ireo vao niditra amin'ny finoana silamo.